Avy amin’ny sampam-piofanana teknika: Malagasy mpianatra 18 nahazo vatsim-pianarana ho any Maroka
[Newsmada - Madagascar] - 27/12/2024
Nanomboka ny taona 2018 ny fandefasana Malagasy mpianatra isan-taona any Maroka. 20 isaky ny andiany no misitraka ny vatsim-pianarana ary efa hiverina izao ireo nahavita fiofanana teo aloha. Notsofina rano teny Ampefiloha, omaly, ny andiany vaovao. Malagasy mpianatra 18 mianadahy nahazo ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lutte – Compétitions internationales : Début du regroupement
La Fédération Malagasy de Lutte (FML), sous la direction de Mamitiana Raveloson, se prépare à affronter plusieurs (…)
[Midi Madagasikara] - 14/01/2025
Novelesina tamin’ny hazo: vehivavy bevohoka voaroba 1 200 000 Ar
Lasan’ny jiolahy ny vola mitetina 1 200 000 Ar, an’ny renim-pianakaviana iray tao Amborovy, kaominina Mahajanga, ny (…)
[Newsmada] - 14/01/2025
Fiakaran’ny rano – Atsimo Andrefana: sokatra 12 000 voatery nafindra toerana
Tadindonin-doza vokatry ny fiakaran’ny rano tafahoatra, voatery nafindra toerana azo antoka ny sokatra miisa 12 000 (…)
[Newsmada] - 18/01/2025
Fahavitantena ara-tsakafo: Fikaonandoha mahakasika ny fanodinam-bokatra
Hatao ny 23 sy ny 24 janoary ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny (…)
[Newsmada] - 20/01/2025
Fanambaram-pananana: azo atao amin’ny haitao ara-kajy mirindra
Adidy tsy maintsy ataon’ny mpiasam-panjakana ambony ny manao fanambaram-pananana eny amin’ny Birao mahaleo tena (…)
[Newsmada] - 17/01/2025