Fahavitantena ara-tsakafo: Fikaonandoha mahakasika ny fanodinam-bokatra

[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2025
Hatao ny 23 sy ny 24 ja­noary ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny fanodinam-bokatra ara-pambolena. Handray anjara ao daholo ny mpisehatra voakasika rehetra, hidinika ny zavatra manan-danja, ny fanamby hapetraka ary ny vahaolana horaisina. Tanjona ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely
Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
Lalao’tsika – Yas Madagascar : Mpanjifa 32 nisitraka fanomezana
Natolotra omaly, teny Andraharo, ny lokan’ireo tsara vintana rehetra amin’ny «lalao’ tsika» andiany fahefatra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Baolina kitra : Tsara ny vokatra azon’ny Barea U17
Nifarana ny alahady lasa teo, tany Maroc, ny lalao fitsapana sady fanazaran-tena nataon’ny Barea de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Olona matin’ny pesta : Nofongarin’ny havany tao am-pasana
Nalain’izy ireo tao amin’ny fasam-bahiny ny razana ny alatsinainy alina teo raha maty tamin’ny sabotsy lasa teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
RNS 2025: Efa nisokatra ny fisoratana anarana
Efa nanomboka ny 3 febroary lasa teo ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena tanterahina (…)
[Newsmada] - 6/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |