SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 31/12/2024
Tsy mbola hivoaka amin’ity faran’ny taona ity ny anaran’ny mpanazatra ny Barea de Madagascar, sokajy “A”. Araka ny angom-baovao, mbola ao anatin’ny fifantenana ireo mahafeno ny fepetra hitondra ny ekipam-pirenena malagasy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Voly vary safiotra : Mahafa-po ny tantsaha ny fanirin’ny ketsa
Hita sahady ny fihatsarana! 15 andro lasa izay no na­fafy ny masomboly vary safiotra tany Ambatondrazaka sy (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Exposition: le « Kit de survie artistique » à Antsiranana
Après avoir égayé le Hall de l’AFT Andavamamba, l’exposition itinérante « Kit de survie artistique » du plasticien (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |