Tenisy – Jery todika taona 2024: Nahavariana ny maro ny fialan’i Nadal
[Newsmada - Madagascar] - 31/12/2024
Nampiavaka ity taona 2024 ity, teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny fandehanan’ilay espaniola, mpilalao tenisy kalaza maneran-tany, i Raphael Nadal. Nanaitra ny mpanara-baovao ny alin’ny 19 hifoha 20 novambra lasa teo ny fanambarany fa hiala tsy hilalao intsony eo amin’ny sehatra matihanina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fambolena vary safiotra : Miantso fifampidinihana ny Malagasy Miara-Miainga
Miantso fifampidinihana momba ny fanaparitahana ny voly vary safiotra ny MMM. Tsy manohitra ny fanatsarana ny (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Madagascar l’Île ghetto
S’il vous arrive par hasard de croiser Monsieur Donald Trump et surtout un certain Elon Musk au coin d’une rue, ne (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Ping pong – AFRIKA : Mpilalao enina hiaro ny voninahi-pirenena
Hotontosaina any Tunisie, ny 25 hatramin’ny 27 febroary ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025