Fisolokiana teto Toamasina : Olona an-jatony no voan’izany
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 6/01/2025
Eo am-panaraha-maso ity mpisoloky gaigy lahy ity ny mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao, izay voalaza fa fisolokiana avo lenta nitranga ny taona nivalona 2024 iny. Lehilahy iray maka vola aman’olona (tombola) fa hoe hisy zavatra ho azo any aoriana. Raha ny fanazavana mikasika ity (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Dans le cosmos
Le salon du livre africain de Paris rempile pour sa 4e édition du 14 au 16 mars. Durant trois jours, de nombreux (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Anisan’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Nécrologie du 20 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 20 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Météo : Encore trois jours de précipitations, deux zones suspectes sous surveillance
Les conditions météorologiques se résument toujours en une prédominance des précipitations sur quasiment l’ensemble (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025