Taolagnaro: nirehitra ny valan-javaboahary Andranara
[Newsmada - Madagascar] - 6/01/2025
Nitrangana firehetana tao amin’ny valan-javaboahary Andranara Ambinanibe, Taolagnaro, ny sabotsy tolakandro teo. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, ny ampahany manamorona ny seranam-piaramanidina ao Taolagnaro sy ny ampahany ao Antany Menabe no nirehitra tamin’io fotoana io. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Hippisme-ASCEL/AHCEL : Trois cavaliers travailleront pour l’AFASEC en France
La collaboration entre l’Autorité Hippique pour les Courses et l’Élevage de Chevaux à Madagascar (AHCEL) et (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Karate – « DAF»: Mpampianatra 25 hanaraka fiofanana
Araka ny vaovao efa nampitain’ny Federaasion’ny karate-do malagasy, hisy ny fampiofanana hahazoana ny « Diplôme (…)
[Newsmada] - 18/02/2025