Tsimbazaza: tratra ilay nandroba toeram-pisakafoana
[Newsmada - Madagascar] - 7/01/2025
Voasambotry ny polisim-pirenena ilay lehilahy tompon’antoka tamin’ny fandrobana toeram-pisakafoana iray tao Tsimbazaza, ny 2 janoary teo. Novakian’io olon-dratsy io ny efitrano nisy ny entana sarobidy, toy ny fatana mandeha amin’ny entona fandrehitra, miampy fitaovana fampiasa an-dakozia lafo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Futsal – Analamanga: Nasiana sokajy roa ny fifaninanana
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 22 febroary, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby lalaovin’olona fito, (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025