Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
[Newsmada - Madagascar] - 18/02/2025
Hotanterahina ny 25 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary Mahajanga, ny dingana faharoan’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy, taranja baolina kitra. Nozaraina tamin’ireo toerana telo ireo ny klioba 12 tafita amin’ity dingana ity. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Voly vary safiotra : Mahafa-po ny tantsaha ny fanirin’ny ketsa
Hita sahady ny fihatsarana! 15 andro lasa izay no nafafy ny masomboly vary safiotra tany Ambatondrazaka sy (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Hippisme-ASCEL/AHCEL : Trois cavaliers travailleront pour l’AFASEC en France
La collaboration entre l’Autorité Hippique pour les Courses et l’Élevage de Chevaux à Madagascar (AHCEL) et (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Manerinerina : Mpivady mpitarika fivavahana karohina
Fanararaotana ara-nofo amin’ny zaza amam-behivavy. Ireo no tena antony nahatonga ny olana. Mpitondra fivavahana ary (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025