Barea Chan: tazana nanao fanazarantena i Drogba sy ireo mpilalao taloha

[Newsmada - Madagascar] - 8/01/2025
Roa taona aty aoriana! Tafaverina anatin’ireo mpilalao hotsongaina handrafitra ny ekipa nasionaly Barea, hiatrika ny “Chan 2024”, i Fanomezantsoa Tsilavina na i Drogba. Niakatra ho 35 ireo mpilalao hanaovana fitsapana amin’izany. Notontosaina nanomboka omaly, tetsy Maha­masina, ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ambohimalaza : Un ressortissant étranger arrêté pour tourisme sexuel
Ce résultat obtenu par la gendarmerie marque une étape importante dans la lutte contre le tourisme sexuel, un fléau (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Ping pong – AFRIKA : Mpilalao enina hiaro ny voninahi-pirenena
Hotontosaina any Tunisie, ny 25 hatramin’ny 27 febroary ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Tsaratanana : Trois enfants meurent après une chute dans un puits
Un tragique accident s’est produit lundi à 11 heures dans la commune rurale de Sarobaratra, district de Tsaratanana. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |