Ambositra: velaran-tany 10 ha ravan’ny afo

[Newsmada - Madagascar] - 9/01/2025
Nisehoana doro tanety tao Ampitsatohana, Andriantsihy, Analambehivavy sy Antani­mihetry fokontany Andrano­vory, kaominina ambani­vohitr’Ambositra II, afakomaly maraina. Nidina haingana teny an-toerana namono ny afo nanampy ny fokonolona ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-pileovan’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Andranovory-Ambovombe : Natomboka ny fanarenana ny RN10
Fanamby lehibe napetraky ny filoha Rajoelina Andry ny fanombohana amin’ity taona ity ny asa fanamboarana ny (…)
[Newsmada] - 24/01/2025
Tsy fahatomombanana : Haverina ny fifidianana amin’ny kaominina maromaro
Anisan’ny nanamarika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao ny 11 de­sambra teo ny tsy fahatomombana sy ny tsy (…)
[Newsmada] - 25/01/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hisy « festival de rugby » ho an’ny sokajy zandriny U13 sy U16, lahy sy vavy, hatao ny sabotsy 25 janoary ho avy (…)
[Newsmada] - 23/01/2025
Miss maman Madagasikara : Hisafidianana ireo reny mendrika
Efa lasa fikambanana amin’ izao fotoana ny Miss maman Madagasikara (MMM), manana tanjona handrisika ny reny hikajy (…)
[Newsmada] - 22/01/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hontanterahina ny 1 hatramin’ny 3 marsa izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny (…)
[Newsmada] - 28/01/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |