Miss maman Madagasikara : Hisafidianana ireo reny mendrika
[Newsmada - Madagascar] - 22/01/2025
Efa lasa fikambanana amin’ izao fotoana ny Miss maman Madagasikara (MMM), manana tanjona handrisika ny reny hikajy ny endrika sy bika fa koa handray andraikitra amin’ny fampandrosoana ny fiarahamonina. Hetsika nahafantarana azy nandritra ny taona efatra nifanesy ny fikarakarana fifaninanana Miss (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 146 ny tantsaha nisitraka kojakojam-pamokarana any amin’ny kaominina Vohilengo, distrika Fenoarivo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Huawei ICT Competition 2024-2025 : Sivy mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Handray anjara amin’ny final regional, fifaninana “Huawei ICT Competition andiany faha-sivy”, ny 27 febroary izao i (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Futsal – Analamanga: Nasiana sokajy roa ny fifaninanana
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 20/02/2025