Mitohy ny trafika: teratany sinoa telo lahy tratra nitondra sokatra 105 teny Ivato

[Newsmada - Madagascar] - 15/01/2025
Tsy mety tapitra ny fanondranana antsokosoko sokatra mankany Azia. Tratran’ny Sampandraharahan’ny ladoany teny Ivato ny teratany sinoa telo lahy nitondra sokatra miisa 105, omaly. Tsy mety fay! Mitohy ny fikasana hanondrana antsokosoko ny harem-pirenena voajanahary mankany ivelany. Mpandeha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Judo – Open de Saint-Denis : Zo Andriambololona se pare d’or
Elle décroche la médaille d’or dans la catégorie des moins de 78kg. Les athlètes malgaches ne rentrent pas (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |