Fahasalamana: misokatra ny fitiliana ny homamiadana
[Newsmada - Madagascar] - 17/01/2025
Nanokana fotoana ahafahan’ny rehetra mahafantatra bebe kokoa mahakasika ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza ny Fondation Akbaraly Madagascar, ny 24 janoary izao, eny amin’ny Pavillon Ste Fleur. Fihaonana mivantana amin’ny dokotera sy ny rasazy, hiresahana ireo aretina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Smmec-Madauto : Tolotra hiatrehana ny tsy fahampian’ny herinaratra
Fanampiana ny mpanjifa! Nohamafisina ny fiaraha-miasan’ny orinasa, sampandraharaha ara-bola madinika, Smmec sy ny (…)
[Newsmada] - 5/02/2025
Vokatra soja : Mahasolo hena sy legioma ary azo atao foto-tsakafo
Be mpampiasa indrindra maneran-tany ny vokatra soja. Tafiditra ao anatin’ny sakafo mahasalama izy satria mahasolo (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany
Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. (…)
[Newsmada] - 6/02/2025
Contestations électorales à Vatomandry : Antanambao Mahatsara désertée par la population, selon Sophie Ratsiraka
La tension politique qui persiste dans la commune d’Antanambao Mahatsara, Vatomandry, a contraint une partie de la (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely
Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo (…)
[Newsmada] - 8/02/2025