Fanaraha-maso: hampiasaina ireo toby fandanjana fiarabe

[Newsmada - Madagascar] - 17/01/2025
Nahitana tsy fahatomombanana ny toby fandanjana fiarabe any Antsarakofafa Toamasina, satria mando lava ny toerana ka mila fitaovana fanampiny. Eo am-panatanterahana ny tolobidy hividianana izany fitaovana izany, ankehitriny, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena (tetikasa PDDR) sy ny Tahirim-bola ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Filana amin’ny fiovan’ny toetr’andro: Mampiroborobo ny fiveloman’ny vahoaka ny fambolen-kazo
Ao anatin’ny fotoana fambolen-kazo tanteraka isika izao. Maro ny olona, fikambanana, sy ny maro hafa efa nahavita (…)
[Newsmada] - 7/02/2025
Tambajotra Soa: Tohana nanatsarana ny famokarana
Mikendry ny hampihenana ny tsy fanjarian-tsakafo eto Ma­dagasikara ny tetikasa Sanbonai. Miara-miombon’antoka (…)
[Newsmada] - 7/02/2025
21 febroary : Ho very hasina ny tenindreny
Ilay reny mampianatra ny zanany hiteny voalohany mihitsy no tsy manisy hasiny ny tenindreny. 21 febroary, Andro (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Rajoelina Razakandisa Arena : Nahavita ny fianarana momba ny fitantanana hotely
Nizara ny hafaliany tamin’ny vahoaka malagasy, omaly, ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. (…)
[Newsmada] - 10/02/2025
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Ani­san’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |