Maître Jean Patrice : Nanoratra ny tantaran’ny judo malagasy

[Newsmada - Madagascar] - 23/01/2025
Vaovao tsara indray no nitranga, ho an’ny taranja judo. Nivoaka ny boky voalohany mirakitra ny tantaran’ny judo mala­gasy (Tome 1). Nanoratra azy, rehefa novolavolainy aman-taonany maro, ny Maître Ratsimiketraka Jean Patrice,. “Ny tantaran’ny judo Malagasy”, io no lohatenin’ity boky ity. Efa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Tout le monde y gagnera
A cause des intempéries, les cours sont de nouveau suspendus dans la Direction régionale d’Analamanga. Ce problème (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Tsy milamina i Toamasina : Tonga any an-tokantranona polisy ny asan-jiolahy
Mahamay sy tsy mi­la­mina ny tanànan’ i Toamasina sy ny manodidina amin’ny resaka tsy fandriampahalemana. Saika (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |