Distrikan’i Tsihombe : Ankizivavy 16 taona hita faty tapa-doha

[Newsmada - Madagascar] - 24/01/2025
Notapahan’ny tsy matahotody ny lohan’ilay ankizivavy vao 16 taona tao Marovato, distrikan’i Tsihombe, ny alin’ny talata hifoha ny 22 janoary teo. Mpandalo no nahita ny fatin’io olona nisy namono io. Nariana tany amin’ny toerana nangingiana ny vatan’io ankizivavy vao erotrerony io. Nentin’ireo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
ENSP IVATO : présentation au drapeau de 20 élèves commissaires et de 30 élèves officiers de police
Les nouveaux élèves officiers de la police nationale suivant une formation à l’École Nationale Supérieure de Police (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Lalan-dratsin’Anjozorobe : « Aide-chauffeur » kamiao, maty teo am-panalàna « patinage »
Nitrangan’ny loza mahatsiravina vokatry ny lalan-dratsy tao amin’ny distrikan’Anjozorobe ny talata hariva lasa teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Klioban’ny UASC : Hanokatra Dojo ho azy manokana
Anisan’ny hanamarihina ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny UASC (Union amicale et sportive des Che­minots), taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |