Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Arovantsika amin’ny taniny ny tantsaha”
[Newsmada - Madagascar] - 27/01/2025
Fanamby goavana. Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina fa manana andraikitra eo amin’ny fambolena ny eo anivon’ny minisitera tantaniny. Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny “Journée de concertation nationale sur la transformation (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ampasimbe Brickaville : Lehilahy iray maty voatsatoka antsy
Lehilahy iray tokony ho 40 taona eo ho eo no maty voatsatoka antsy, afakomaly tamin’ny 5 ora sy sasany maraina, (…)
[Newsmada] - 22/01/2025
Tanambe Avaradrano: Olona valo tratra namaky trano
Nisy namaky ny trano fivarotana iray an-dRandriamboavonjy Mbola Andry tany Tanambe Avaradrano, kaominina (…)
[Newsmada] - 23/01/2025
Tsy fahatomombanana : Haverina ny fifidianana amin’ny kaominina maromaro
Anisan’ny nanamarika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao ny 11 desambra teo ny tsy fahatomombana sy ny tsy (…)
[Newsmada] - 25/01/2025
Olana amin’ny fananantany: Lasa antom-piveloman’ny olom-bitsy
Maro indrindra eny anivon’ny Fitsarana ambony sy ny ambaratonga voalohany ny resaka taratasin’ady mahakasika ady (…)
[Newsmada] - 22/01/2025
Mpanazatran’ny Barea : Efa milamina ny fifanarahana, miandry sisa
Hivoaka alohan’ny faran’ny volana ny anaran’ny mpanazatra hitondra ny Barea de Madagascar. Anisan’ireo tsara toerana (…)
[Newsmada] - 28/01/2025