Taxi potika : Nitory eny amin’ny fampanoavana
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 30/01/2025
Miaramila mamo telo no nidaroka ireo mpivady izay mpamily taxi sy ny andefimandriny ary koa namotika ny fiarakaretsaka. Izay hatreto no anton’ny fitorian’izy mivady izay voapetraka omaly teny amin’ny fampanoavana. Ny alin’ny alatsinainy dia efa notazomina tetsy amin’ny zandary misahana ny heloka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Antsiranana : arrestation d’un ressortissant comorien en situation irrégulière pour troubles à l’ordre public
Un ressortissant comorien en situation irrégulière a été interpellé par la gendarmerie à Antsiranana après avoir (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025