Tenisy – Afrique U18 : Resy teo amin’ny fihodinana voalohany i Mirija
[Newsmada - Madagascar] - 30/01/2025
Ratsy ny vokatra ho an’Andriantefihasina Mirija, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy U18 taranja tenisy. Fihaonana, notanterahina tany Le Caire Egypte, ny 27 janoary lasa teo. Vao teo am-piandohana dia efa resy ity hany solontena malagasy ity. Samy tsy tafavoaka ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Fonjan’Antanimora : Natsahatra ny « maputo »
Nafindra kartie miaraka amin’ny maro ireo voafonja ao amin’ny toerana manokana nantsoina hoe maputo. Ny antony dia (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Karaté – Diplôme d’Animateur Fédéral : Vingt-cinq instructeurs en formation à Ampefiloha
La Fédération Malgache de Karaté (FMK), dirigée par Emile Ratefinanahary, continue de mettre en œuvre son ambitieux (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
“Tropic’Awards 2025” : Hanandratana avo ny sehatry ny fizahantany
Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fizahantany. Hizara mari-pankasitrahana ireo mpisehatra mendrika, ao (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Pro League – COSFA Vs CFFA : Un avant-goût de la finale du Grand Tournoi d’Antananarivo
Le Stade Iavoloha sera le théâtre d’un duel tant attendu entre le COSFA et le CFFA. Un match qui s’annonce crucial (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025