Rugby – Sevens challenger series: Makis 25 lahy miatrika fampivondronana
[Newsmada - Madagascar] - 1er/02/2025
Avy hatrany dia vavany. Tsy miandry ela fa niditra amin’ny fampivondronana ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, hiatrika ny “Sevens challenger series”. Fifaninanana ho an’olona fito. Nanomboka ny alarobia lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fampivondronana ireo Makis 25 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Itaosy : Trois voleurs de moto, placés en détention
Une moto volée restituée à son propriétaire, trois individus arrêtés. La Police nationale a mis fin aux agissements (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
“Ligue des Champions” : Hiady mafy ny Man City
Hotontosaina, anio, ao amin’ny kianja Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Real Madrid FC (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 14/02/2025