Tombola Lafatra : Mpanjifa 15 nahazo simenitra 1 taonina
[Newsmada - Madagascar] - 7/02/2025
Anisan’ny vokatra vokarin’ny Alpha Ciment ny simenitra lafatra. Ho fanapariahana izany, nisy ny lalao ho an’ireo mpanjifa natao ny 15 ka hatramin’ny 31 desambra 2024 lasa iny. Notanterahina ny 24 janoary 2025 lasa teo, tetsy Analakely, ny fanolorana ny loka ho an’ireo tsara vintana. Niisa 15 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Dossier : Tsihy, Introduction remarquée dans le monde de la mode
Les nattes tressées de Madagascar ou « tsihy » ne datent pas d’hier et font partie de la vie quotidienne des (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro
Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Nécrologie du 15 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 15 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025