JJB-Federasiona : Ligy telo no hitsangana tsy ho ela

[Newsmada - Madagascar] - 20/02/2025
Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona ny eo anivon’ ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Fotoana nanaovan’ny mpitantana ny tatitra ny zava-bita tamin’io izay natrehin’ny ligim-paritra 2 (Atsinanana sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Sabotsy Namehana : Un chauffeur de taxi, sauvagement agressé par trois bandits
Un acte de violence choquant s’est déroulé dans la nuit du mardi aux environs de 22 heures à Sabotsy Namehana. Un (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
« Engin » simba : mihitsoka ny làlana eo Ambohimangakely
Telo andro izay no sahirana ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa izay mifanandrify (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Hippisme-ASCEL/AHCEL : Trois cavaliers travailleront pour l’AFASEC en France
La collaboration entre l’Autorité Hippique pour les Courses et l’Élevage de Chevaux à Madagascar (AHCEL) et (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Antsiranana : arrestation d’un ressortissant comorien en situation irrégulière pour troubles à l’ordre public
Un ressortissant comorien en situation irrégulière a été interpellé par la gendarmerie à Antsiranana après avoir (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |