Huawei ICT Competition 2024-2025 : Sivy mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara

[Newsmada - Madagascar] - 22/02/2025
Handray anjara amin’ny final regional, fifaninana “Hua­wei ICT Competition andiany faha-sivy”, ny 27 febroary izao i Madagasikara. Sivy mianadahy ireo handrafitra ny ekipam-pirenena izay hifanandrina amin’ireo firenena 13 hafa. Handray ny lokany any Johan­nesbourg, ny volana avrily, sy miomana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Tanamasoandro, Autoroute, Base Toliara : Le régime confronté à différents foyers de tension
Alors que la tension est retombée sur le plan politique, les grognes sociales prennent le régime en tenaille. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |