Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 19/02/2025
Nitrangan’ny vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony hanodidina ny 10 ora alina. Tovolahy iray mponina ao Salazamay ihany no maty voatsatoka antsy ny alin’io ihany. Manao fiambenana tananam-bazaha ity tovolahy ity, ka niditra ireo (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Tsaratanana : Trois enfants meurent après une chute dans un puits
Un tragique accident s’est produit lundi à 11 heures dans la commune rurale de Sarobaratra, district de Tsaratanana. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |