Depiote Ratsiraka Sophie : « Tsy azo ekena ny tsy fahamarinana »
[Newsmada - Madagascar] - 14/04/2025
Nitondra fanazavana manoloana ny « Raharaha Vatomandry », ny depiote Ratsiraka Sophie. Mazava ny nambarany. « Tsy manome lamosina ny fanjakana aho fa manome lamosina ny tsy fahamarinana », hoy izy. Niarahaba ireo ben’ny Tanàna lany tamin’ny fahamarinana sy fomba ara-dalàna sy ara-demokratika ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“Cosafa Cup” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea de Madagascar
Barea de Madagascar hifandona amin’i Angola. Afrika Atsimo hifampitana amin’i Comores. Ireo ny fandaharan-dalaon’ny (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 7 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025