Praiminisitra Ntsay Christian : “Hatsaraina ny fitantanana ny harem-pirenena”

[Newsmada - Madagascar] - 16/04/2025
Nihaona tamin’ireo solontenam-panjakana ao anatin’ny filankevi-pitantanan’ny orinasa ananan’ny fanjakana petra-bola ny praiminisitra Ntsay Christian, omaly, tetsy Anosy. Nisy hafatrafatra nampitainy tamin’izany. Nambarany fa tokony ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena ireo orinasa ireo, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Anka­dikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
À peine deux jours après l’éclatement de la tension entre les membres du bureau permanent de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |