SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 16/04/2025
Hotanterahina ny 27 avrily izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana “Grappling Tournament”, taranja Jiu-jitsu brezilianina, karakarain’ny Club Attila. Hampiavaka an’io fotoana io ny fandraisana anjaran’ny mpikatroka avy atsy La Réunion. Miditra amin’ny andro (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fam­piasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Anka­dikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany (…)
[Newsmada] - 5/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |