Toamasina: Fianakaviana maro mivelona amin’ny fakana sary sy hosodoko
[Newsmada - Madagascar] - 18/04/2025
Asa mahavelona fianakaviana maro ao Toamasina ny asa fakana sary sy fanaovana sary hosodoko. Efa manomboka mivelatra amin’ny karazana fihariana hafa ihany koa izy ireo, ankehitriny. Arakaraka ny fiakarana na fivoaran’ny teknolojia ny antony mahatonga azy ireo manao izany, raha ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
MIDIRAMA : Un mois de juin qui commence dans l’effervescence
Dans la fraîcheur hivernale de ce début du mois de juin, les Malgaches semblent insensibles à la montée d’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana (…)
[Newsmada] - 7/06/2025