Fanodinana: Vokatra azo avy amin’ ny volontsangana
[Newsmada - Madagascar] - 18/04/2025
Maro ny vokatra azo avy amin’ny volontsangana. Anisan’ny orinasa tena madinika misehatra amin’izany ny orinasa Moi Ecolo, natsangan-dRakototiana Santatra sy ny mpiara-miombon’antoka aminy. Niorina ny taona 2019, mifototra amin’ny famokarana vokatra avy amin’ny volontsangana. Maro ny vokatra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
À peine deux jours après l’éclatement de la tension entre les membres du bureau permanent de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Adin’ny mpirahalahy : Telo mianaka voarasarasa antsy
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany roa lahy namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Antsatramidola, omaly. Rahalahiny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025