VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 26/04/2025
Manodidina ny 33 500 ha ny velaran-tany harenina ao anatin’ny tetikasa PLAE VI. Manodidina ny 20 000 ireo tokantrano hisitraka asa mivantana, mahatratra 22 300 ha kosa ny velaran-tany voajary tamin’ny fanaovana voly hazon’olon-tsotra, voly hazo ho ala kaominaly. Ao anatin’izany ireo ala (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Anka­dikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Tsiroanomandidy : Une femme grièvement blessée dans l’effondrement d’un manège
Mercredi soir, une ambiance festive s’est brusquement transformée en scène de chaos à Tsiroanomandidy, lorsqu’un (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fam­piasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers (…)
[Newsmada] - 11/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |