Seranan’Ivato: Azon’ny ladoany ny amboara « Best Waiting Time »
[Newsmada - Madagascar] - 3/05/2025
Nahitam-bokany ny fanavaozana ny fitantanana ny mpandeha mahakasika ny ladoany eny amin’ny seranam-piaramanidina Antananarivo. Haingana sady tsotra ny fikarakarana. Nahazo ny loka iraisam-pirenena « Best Waiting Time 2024 » ny sampandraharahan’ny ladoany malagasy. Tanteraka izany taorian’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
À peine deux jours après l’éclatement de la tension entre les membres du bureau permanent de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Ankadikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers (…)
[Newsmada] - 11/06/2025