Rugby Africa Women’s Cup 2025: Mpifanandrina vaovao hihaona amin’ny Makis Ladies i Ouganda
[Newsmada - Madagascar] - 8/05/2025
Hampiantrano fifaninanana goavana indray i Madagasikara, ny volana jona ho avy io. Hatao eto Antananarivo ny fifanintsanana “Rugby Africa Women’s Cup 2025”. Afaka hanohana ny Makis Ladies eto an-tanindrazana indray ny Malagasy mpankafy Rugby. Raikitra indray! Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 16 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, any Mahajanga, ny fifaninanana baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika « Festival Beach Soccer ». (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Education complète à la sexualité : 700 jeunes et parents sensibilisés dans le Sud
Dans un contexte où le taux de grossesse précoce est alarmant dans le Sud du pays, l’association International youth (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina (…)
[Newsmada] - 11/06/2025