Fampandrosoana : Sarotra ny fitadiavana asa eto Madagasikara
[Newsmada - Madagascar] - 10/05/2025
Mananosarotra ny fidirana eo amin’ny tsenan’ny asa ho an’ny Malagasy, tanora sy nahavita fianarana, noho ny tsy fahalalana izany. Vahaolana ny fandraharahana saingy mitaky finiavana manokana. Sakana ho an’ny tanora ny tsy fananana traikefa sy ny tsy fahalalana ny tontolon’ny orinasa. Nivoitra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana Sandratra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny “Olympic Day”. Nisy ny hetsika nanamarihina izany, (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo
J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana (…)
[Newsmada] - 5/06/2025