Filoha Rajoelina Andry : Hiainga avy any atsimo ny fampandrosoana
[Newsmada - Madagascar] - 17/05/2025
Nifantoka tamin’ny resaka lalana ny kabarin’ny Filoha Rajoelina. Nambarany fa hovaina ny tantara, ka ny faritra Atsimo no hanana lalana betsaka eto Madagasikara, afaka telo taona. Hiainga avy any ny fampandrosoana. Taorian’ny tany Toliara, nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana any amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe: Nanao pao-droa i Matsiatra Ambony
Nametraka ny tantarany ao anatin’ny fifaninanam-pirenena ihany koa, ankehitriny, ny ligin’i Matsiatra Ambony. (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
MIDIRAMA : Un mois de juin qui commence dans l’effervescence
Dans la fraîcheur hivernale de ce début du mois de juin, les Malgaches semblent insensibles à la montée d’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025