Kitra – Mandrosoa Andramasina: Mitarika ny Black amin’ny “Tournoi 26 juin”
[Newsmada - Madagascar] - 22/05/2025
Efa hiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana tsy ho ela ny fiadiana ny amboara “Tournoi 26 juin” ao amin’ny kaominina Mandrosoa Mandrosohasina, tanterahana eny amin’ny Kianja Ambatobe Staduim. Mitarika vonjimaika amin’ny fananana isa aloha hatreto ny ekipan’ny Black avy ao Mandrosoa, ho an’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
AS Fanalamanga : Saisie de la FMF pour litige d’arbitrage
Une polémique secoue le football malgache après le quart de finale retour de la World Cola PFL 2024 entre l’AS (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025