Tsy maintsy mitandrina
[Newsmada - Madagascar] - 23/05/2025
Mampihoron-koditra ny vaovao miely etsy sy eroa. Isan’andro vaky no ahitana razana etsy sy eroa. Misy ny maty ho azy, maro ny misy mamono, manginy fotsiny ireo lasibatry ny lozam-pifamoivoizana. Tena tsy misy fotoana mampidina ambany ny tahan’ny olona maty. Raha vao manokatra ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Création d’Aire marine et terrestre: Sainte Marie bénéficie d’une convention de financement
Le coup d’envoi d’une convention de financement pour appuyer la création d’Aire marine et terrestre protégée de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Hafatry ny faha-45 taona FFKM: “Aoka isika hanome haranjono fa tsy hanolotra trondro”
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo, ny alahady teo, ny faha-45 taona nijoroan’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana (…)
[Newsmada] - 7/06/2025