Ping pong – Afrika : Firenena sivy hiady ny anaram-boninahitra
[Newsmada - Madagascar] - 31/05/2025
Hotanterahina manomboka anio hatramin’ny 3 jona ho avy izao, etsy Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, amin’ny taranja tenisy ambony latabatra « ping pong », sokajy lahy sy vavy. Araka ny fanadihadiana natao tamin-dRazakarisoa Patrick, tale teknika nasionalin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe – «Mondiaux Jeunes» : Fantatra ireo 4 mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Navoakan’ny Federation Sport-boule malagasy (FSBM), ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo ankizy efatra (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
Tetezan’i Andranontsara RN5 : Efa misy andian’olona mangalatra sahady ireo bilao aminy
Vao haingana no niharan’ny firodanana ilay tetezana ao Andranontsara, lalam-pirenena faha-05 mihazo an’i Fenerivo (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Barea Chan : Mbola baraingo amin’ny maro ny tsy fivoahan’ny lisitra
Efa dila ny fe-potoana. Omaly no fotoana farany nomen’ny Kaonfederasionina afrikanina handefasana ny lisitry ny (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Ivato-Ambohitrimanjaka : Hisokatra amin’ny volana aogositra ny lalana
Vita ny ampahany farany amin’ny lalana « voie rapide » vaovao. Miainga eo amin’ny fihodinana « rond-point » Ivato (…)
[Newsmada] - 26/07/2025
« Yas Coupe de Madagascar »: Hanao famaranana ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga
Hafana ny lalao eo amin’ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga. Samy hiezaka haka ny amboaran’i Madagasikara ny roa (…)
[Newsmada] - 19/07/2025