Fanendahana sy famakiana trano : Tovolahy fito voasambotry ny polisy
[Newsmada - Madagascar] - 13/06/2025
Tovolahy miisa fito voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria foibe Mahajanga tamin’ity herinandro ity. Tratra nanendaka sy namaky trano avokoa izy rehetra ireo. Afakomaly tamin’ny 4 ora maraina, lehilahy telo mpanendaka sarona. Nentina teny anivon’ny biraon’ny kaomisaria izy ireo ary niaiky (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
À peine deux jours après l’éclatement de la tension entre les membres du bureau permanent de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025