Toekarena manga : Hamafisina ny fiaraha-miasa maharitra
[Newsmada - Madagascar] - 14/06/2025
Hamafisina ny fiaraha-miasa misy sy iraisan’ny rehetra, havaozina ireo paikady enti-miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro ary hahetsika ny famatsiam-bola maharitra sy mitombina. Nivoitra ireo nandritra ny fandraisam-pitenenan’ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Jiolahy ikoizana : Maty voatifitry ny polisy i Koto
Mitohy ny famongorana ny mpanao ratsy. Jiolahy iray antsoina hoe i Koto, malaza amin’ny fanendahana sy fampiasana (…)
[Newsmada] - 13/06/2025
ITM-IHM : Misarika mpizahatany ny asa tanana
Nosantarina, omaly, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany, andiany faha-11, (ITM) sy ny Foara (…)
[Newsmada] - 13/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
«Rugby Women’s Africa» : Lavon’i Ouganda i Madagasikara
Notontosaina tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 12/06/2025