VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 12/07/2025
Anisan’ny fidiram-bola voalohan’ny mponina any Sainte-Marie ny fizahantany. Nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry nandritra ny fihaonany tamin’ny vahoaka, omaly, fa ho tohanan’ny fanjakana ny sehatry ny asa tanana. Tsy mena mitaha ny any Seychelles ny any Sainte-Marie, raha jerena amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ambohijanaka: Mpamaky trano tratra teny an-tanimbary
Voasambotry ny fokonolona sy ny zandary teny an-tanimbary, ny mpamaky trano iray tao amin’ny kaominina (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Baolina kitra – «Tournoi Fanilo» : Hisokatra amin’ny sokajy U13 sy U17 indray
Manome sehatra ny kilongakely mpiangaly baolina kitra hatrany ny “Tournoi Fanilo”, karakarain’ny Akademia Akamasoa (…)
[Newsmada] - 10/07/2025
Fampanofàna fiara : Lasa feno mpisoloky milaza ho « agence »
Ao ny milaza ho birao misahana amin’ny fizahan-tany (agence de voyage) ka tafiditra ao anatin’ny tolotra ny (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025
Mpizahatany 1 tapitrisa: Marolafy ny fiomanana amin’ny fotodrafitrasa
Vina lavitr’ezaky ny fitondram-panjakana ny hisarihana mpizahatany miisa 1 tapitrisa amin’ny taona 2028. Notsipihin’ (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Kianja Malacam : Haharitra iray volana ny fitsarana miaramila
Hanomboka anio, hifarana ny 3 aogositra 2025, ny tetiandro fitsarana miaramila ho an’ny taona 2025, ho an’ny eto (…)
[Newsmada] - 5/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |