Sipem Banque : Fihaonana mivantana amin’ny mpanjifa
[Newsmada - Madagascar] - 30/07/2025
Natao teny amin’ny Sipem Banque Analamahitsy, ny 24 jolay teo, ny fihaonana « Club Clients », andiany fahefatra. Fotoana nampihaonana mivantana ny mpisehatra ara-toekarena eto an-toerana, ny mpanjifa ary ny mpiara-miombon’antoka. Nahafahan’izy ireo nifanakalo traikefa sy nanamafy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ambasadaoro Pierangelo : « Tsy maintsy hajaina ny fenitra sy ny lalàna »
Nitsidika tany Toliara, nandritra ny 4 andro, ny ambasadaoro amerikana Claire Pierangelo, ny tapaky ny volana jolay (…)
[Newsmada] - 28/07/2025
50 taona ny Aro : Mitentina 194 miliara Ar ny vola kirakiraina
Tranom-piantohana lehibe indrindra eto Madagasikara ny Assurance Aro. Tanjony ny hidiran’ny Malagasy amin’ny sehatry (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
Coupe Davis à Gaborone : Madagascar rate l’accès au Groupe IV
L’aventure des Ankomba à la Coupe Davis, groupe V, s’est arrêtée au pied de la dernière marche. Opposée au pays (…)
[Midi Madagasikara] - 28/07/2025
Fanjifana : Efa ilaina andavanandro ny MVola
Miova tanteraka ny fanjifana! Araka ny efa namantarana azy tato anatin’ny 15 taona, fifanakalozana ara-bola (…)
[Newsmada] - 26/07/2025
Groupe Filatex : Envoi de 4 groupes électrogène pour rétablir le réseau électrique d’Antsirabe
Perturbé par l’incendie qui l’a frappé la semaine dernière, le réseau de distribution électrique de la ville (…)
[Midi Madagasikara] - 22/07/2025