TARATRY ny KANTO

[Newsmada - Madagascar] - 14/08/2025
Mitohy hatrany ny fianarana teatra, ao amin’ny AFT Andavamamba. Misokatra ho an’ireo ankizy 7 hatramin’ny 14 taona ny fiofanana manokana anatin’ny fialantsasatra. Tsy natao ho fialamboly fotsiny anefa, fa hamohazana ny talenta any anatin’ireo ankizy izany. Tsy vitan’izay fa hanampy azy hahatoky (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Antsirabe: Milamina sy madio ary mora ny vidim-piainana
Betsaka amin’ireo faritra eto Mada­gasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, (…)
[Newsmada] - 22/09/2025
Tir en l’air du 30 septembre 2025
[Newsmada] - 30/09/2025
Antsirabe : Les magasins des Karana pris pour cible par les manifestants
Le mouvement « Leo Délestage» a débuté aux alentours de dix heures du matin dans la capitale de Vakinankaratra. Les (…)
[Midi Madagasikara] - 26/09/2025
Valorisation des recherches : L’Université d’Antsiranana accueille « Les voix du vivant »
Après Antananarivo et Dakar, c’est au tour de l’Université d’Antsiranana d’accueillir le programme « Les voix du (…)
[Midi Madagasikara] - 25/09/2025
Ambohidahy : Mpitandro filaminana maromaro voasambotr’ireo mpitokona
Raha ny zava-nisy sy niainana teny an-toerana dia azo lazaina fa efa tena tofoka sy leo tanteraka ireo olona mpitaky (…)
[Midi Madagasikara] - 26/09/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |