Tsena andavanandro : Mitaraina amin’ny fitadiavam-bola ireo mpivarotra

[Newsmada - Madagascar] - 6/10/2025
Samy sahirana avo­koa izao ny olona. Mananosarotra ireo mpivarotra eny an-tsena izao ny zava-misy ankehitriny izao. Marihina fa tsy niseho tarehy izy ireo mba ho fi­sorahana ny loza mety hitranga amin’ ny fanararaotana ny raharaham-pirenena tahaka izao. Mandalo fahasahiranana tanteraka ny resaka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale
Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « No­vembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa manomboka miditra amin’ny fifidianana eo anivon’ny ligy, amin’izao fotoana izao, ny taranja basikety, taorian’ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
Échec-Analamanga : Nivoaka ny tetiandrom-pifidianana
Fantatra omaly ny tetiandrom-pifidianana ho an’ny birao hitantana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja Échec. (…)
[Newsmada] - 21/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |