Tsipy kanetibe: Resin’i Yves i Dylan Rocher

[Newsmada - Madagascar] - 22/08/2025
Notanterahina omaly, tany Nevers France, ny dingana fahadimy amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Nisongadina indray ny ekipa malagasy tamin’izany. Resin’i Madagasikara tamin’ny isa mazava 13 no ho 3 ny ekipan’ilay kalazalahy frantsay, i Dylan Rocher. Nandra­fitra ny ekipa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TARATRY ny KANTO
Tsy milamina ny firenena. Tsy milamina manaraka izany ihany koa ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Samy (…)
[Newsmada] - 6/10/2025
Madagascar : Regards croisés entre Gen.Boomer et Gen.Zoomer.
Asie, Afrique, Europe, Amerique, d’un océan à l’autre, la génération Zoomer génère un mouvement de contestation. Les (…)
[Midi Madagasikara] - 8/10/2025
Fitohanana sy fahatapahan-dalana: Efatra sisa ny « tours » vitan’ny taxi-be ao anatin’ny iray andro
Misy fiantraikany goavana eo amin’ny fidiram-bolan’ny fiara fitateram-bahoaka (taxi-be) ny fahatapahan-dalana maro (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025»: Tafita amin’ny fihodinana fahefatra ny Malagasy
Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Douaisis, Fran­ce, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy (…)
[Newsmada] - 11/10/2025
Le Général Zafisambo Ruphin : « L’Etat ne cautionne pas les dérapages »
Quatre jours après sa nomination, le nouveau Premier ministre, le Général Zafisambo Ruphin Fortunat a effectué une (…)
[Midi Madagasikara] - 11/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |