Fitohanana sy fahatapahan-dalana: Efatra sisa ny « tours » vitan’ny taxi-be ao anatin’ny iray andro
[Newsmada - Madagascar] - 10/10/2025
Misy fiantraikany goavana eo amin’ny fidiram-bolan’ny fiara fitateram-bahoaka (taxi-be) ny fahatapahan-dalana maro eto an-dRenivohitra. Mihena ny isan’ny fihodinana vitan’izy ireo ao anatin’iray andro. Fitaovam-pitaterana misedra olana ny fiara fitateram-bahoaka (taxi-be), nanomboka tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manaraka antsika eo i Mozambika (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny harembakoka mahakasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Madagascar an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025

