Zaridaina madinika : Zavakanto manome fahatoniana ara-tsaina

[Newsmada - Madagascar] - 25/08/2025
Zaridaina madinika hita amin’ny toerana maro samihafa ny “Jardin miniature”. Zavakanto mam­­pifandray ny natiora sy ny fahaiza-mamorona izy io. Misy ny natao ao anaty siny, anaty vata, na amin’ny toerana kely ao an-trano na eny an-tokotany. Mitondra tombotsoa maro ho an’ny olon-drehetra ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TARATRY ny KANTO
Nanao antso avo amin’ireo mpanakanto rehetra ny sendikàn’ny mpanakanto, omaly. Manetana izy ireo ny tsy (…)
[Newsmada] - 4/10/2025
Fifanintsanana Mondial : Efa any Mali ny Barean’i Madagasikara
« Tonga sahady! Vonona izahay! » Araka ny loharanom-baovao voaray, omaly, efa any Bamako, Mali, ny ekipam-pirenen’i (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Ministre Aina Randriambelo : La Police nationale reste aux côtés du peuple
La ministre de la Sécurité publique, Aina Randriambelo Mandimbin’ny Aina, a marqué de sa présence le rassemblement (…)
[Midi Madagasikara] - 13/10/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 08 10 2025 )
[Newsmada] - 8/10/2025
Moramanga : Nisitraka fitsaboana ireo zokiolona
Toy ny fanao isan-telovolana, nanatanteraka fizaham-paha­salamana maimaimpoana tao amin’ny Akany Fiadanantsoa (…)
[Newsmada] - 4/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |