Salazamay Toamasina : Nitrangana hain-trano noho ny adin’ireo mpisakaiza

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 28/08/2025
Tokony tamin’ny 8ora alina tany ho any tao Salazamay avaratra P/elle 14/21 dia nitrangana famaizana ny garazy iray. May tamin’izany ny kamiao, sy fiara niaraka tamin’ny kodiarana maromaro ihany koa, ary motera maromaro eo an-dalam-panamboarana tao anatiny. Raha ny filazan’ny niharam-boina dia (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fomba amam-panao : Tsy nahasakana famadihana ny fanatsatsoana sy ny fanakiviana
Mamaramparana ny fanatontosana ireo fomba amam-panao mandritra ny vanim-potoana maintany, ny Malagasy. Iray (…)
[Newsmada] - 6/10/2025
Ben’ny tanànan’Antsiatsiaka Analanjirofo : Nomelohan’ny fitsarana sazy miantona roa taona
Niakatra fitsarana ary namoahan’ny mpitsara didy ilay raharaha nanenjehan’ny fitsarana azy noho ny fitoriana (…)
[Midi Madagasikara] - 9/10/2025
Bodo : « La demande des artistes est restée sans suite »
Le collectif d’artistes malgaches, réuni sous le nom « Mpanakanto Miray Feo » a fait savoir que leur lettre adressée (…)
[Midi Madagasikara] - 7/10/2025
Fitohanana sy fahatapahan-dalana: Efatra sisa ny « tours » vitan’ny taxi-be ao anatin’ny iray andro
Misy fiantraikany goavana eo amin’ny fidiram-bolan’ny fiara fitateram-bahoaka (taxi-be) ny fahatapahan-dalana maro (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Sillon du passé : Les 14 et 21 octobre 1958… Dates oubliées !
Dans 7 jours, Madagascar célébrera les 67 ans de la naissance de la Première République Malgache. Le pays s’est (…)
[Midi Madagasikara] - 7/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |