Fomba amam-panao : Tsy nahasakana famadihana ny fanatsatsoana sy ny fanakiviana
[Newsmada - Madagascar] - 6/10/2025
Mamaramparana ny fanatontosana ireo fomba amam-panao mandritra ny vanim-potoana maintany, ny Malagasy. Iray amin’ireny ny famadihan-drazana (famadihandrazana). Misy hatrany ny olana fa tsy nampihemotra ny “raharaha”. Isan-taona, miteraka adihevitra maro hatrany ny fanatanterahana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
JJB-“Monde Amateur” : Resy tamin’ny “soumission ” i Nomasy
Ny sokajy Amateur no nisantatra ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Rallye ASACM: 29 ireo hifaninana
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny alahady 23 novambra ho avy izao ny Rallye Asacm. Dingana fahadimy (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
Kabary: Feno 62 taona ny Fi.Mpi.Ma
16 novambra 1963 – 16 novambra 2025. Feno 62 taona katroka rahampitso ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (…)
[Newsmada] - 15/11/2025

