Fifanintsanana “Mondial 2026” : Dingana iray ny fifanandrinana amin’i Comores

[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Hatao anio, any Côte d’Ivoire, ny lalao hihaonan’ny Coalacanthes Comores sy ny Barean’i Madagasikara. Fifanintsanana tafiditra anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2026. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Félix Houphouët-Boigny, any Côte d’Ivoire, ny fifandonan’ny ekipam-pirenena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Trafika ana harem-pirenena: Varika miisa 10 saika haondrana any Dubaï
Tambajotra mpanondrana biby arovana, ahitana Malagasy sy vahiny, voasambotra rehefa nikasa hivoaka an’i (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
MSK – Fi.Mpi.Ma maneran-tany : Hisy ny fampiasana ny fitomboka mena
Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany na ny Fi.Mpi.Ma, 62 taona niorenana. Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
CATI: Manamafy ny fikarohana hanatsarana ny toekarena
Hanamafy ny fifaninanana ara-toekarena, hanohanana ny fikarohana sy ny fanavaozana ara-teknolojia ary hanome sehatra (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
Fampianarana ambony : Fanamby ny hanatanterahana bakalorea madio
Vita ny tombana momba ny fanadinana bakalorea taona 2025 nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny (…)
[Newsmada] - 22/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |