Tenisy “WTA 250”: Norombahin’i Tiantsoa ny amboara

[Newsmada - Madagascar] - 16/09/2025
Tontosa ny alahady lasa teo, tany Sao Paulo, Brésil, ny fiadiana ny “WTA 250”, taranja tenisy, sokajy vehivavy. Norom­bahin’ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay, Rako­tomanga Rajaonah Tiantsoa Sarah ny amboara tamin’izany. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/3 ; (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Fiharian’ny tantsaha ambanivohitra : Tsara ny vokatra saingy nitontongana ny vidiny
Tsy mitsaha-mi­tombo sy mihatsara ny vokatra avy any ambanivohitra. Mitaraina anefa ny ankamaroan’ny tantsaha fa (…)
[Newsmada] - 24/10/2025
Ankadimbahoaka : Jiolahy raindahiny maty voatifitry ny pôlisy
Nitatatata indray ny basy ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Paraky sy Ankadimbahoaka iny. Raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (…)
[Newsmada] - 29/10/2025
« Tolo-tanana ho an’i Kolibera »: Naneho firaisankina ny samy mpanakanto
Tsy sambany ny fiaraha-mientan’ny samy mpanakanto. Nanoloana ny tsy fahasalamana nahazo an’i Kolibera, nisy ny (…)
[Newsmada] - 27/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |